FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Efesianina 1:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 ho ambony lavitra noho izay rehetra mety ho fanjakana sy fahefana sy hery sy fitondrana+ ary ny anarana rehetra nomena,+ tsy eto amin’ity tontolo ity+ ihany, fa any amin’ilay ho avy+ koa.

  • Hebreo 1:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 2 Amin’izao andro farany izao+ kosa, dia miteny amintsika amin’ny alalan’ny Zanaka+ izy. Io Zanany io no notendreny ho mpandova ny zava-drehetra,+ ary tamin’ny alalan’io no nanaovany+ ireo rafitra nisy teto amin’ity tontolo ity.*

  • Hebreo 6:5
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 5 ary efa nanandrana+ ny teny tsaran’Andriamanitra sy ny herin’ilay tontolo ho avy,+

  • 2 Petera 3:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Misy anefa lanitra vaovao+ sy tany vaovao+ hitoeran’ny fahamarinana,+ ary izany no andrasantsika, araka ny fampanantenany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara