Lioka 5:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Tsy nahita fomba anefa ireo noho ny habetsahan’ny vahoaka. Koa niakatra tao an-tampon-trano ireo, ary nampidina azy mbamin’ilay fandriana keliny avy teo amin’ny tafo tanimanga, mba ho eo amin’ny olona izay teo anoloan’i Jesosy.+
19 Tsy nahita fomba anefa ireo noho ny habetsahan’ny vahoaka. Koa niakatra tao an-tampon-trano ireo, ary nampidina azy mbamin’ilay fandriana keliny avy teo amin’ny tafo tanimanga, mba ho eo amin’ny olona izay teo anoloan’i Jesosy.+