Matio 17:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Enina andro taorian’izay, dia nentin’i Jesosy niaraka taminy i Petera, mbamin’i Jakoba sy Jaona rahalahiny, ka nentiny nitokana tany an-tendrombohitra avo.+
17 Enina andro taorian’izay, dia nentin’i Jesosy niaraka taminy i Petera, mbamin’i Jakoba sy Jaona rahalahiny, ka nentiny nitokana tany an-tendrombohitra avo.+