FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Daniela 12:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 “Sambatra+ izay miandry amim-paharetana mandra-pahatapitry ny dimy amby telopolo sy telonjato sy arivo andro!

  • 2 Timoty 4:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Efa niady ny ady tsara+ aho, efa nahavita ny fihazakazahako aho,+ efa nihazona ny finoana+ aho.

  • Hebreo 3:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Fa i Kristy kosa mendri-pitokisana amin’ny maha Zanaka+ miandraikitra ny ao an-tranon’Andriamanitra rehetra azy. Isika izany tranony izany,+ raha hazonintsika mafy hatramin’ny farany ny fahasahiantsika miteny sy ny fireharehantsika noho ny fanantenantsika.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara