Jaona 1:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Izy ilay ho avy ao aoriako, nefa tsy mendrika hamaha ny fehin-kapany akory aza aho.”+ Asan’ny Apostoly 13:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Rehefa nanatontosa ny asa nanendrena azy i Jaona, dia nanao hoe: ‘Ataonareo ho iza moa aho? Tsy izy aho. Fa misy anankiray ho tonga aoriako ary tsy mendrika akory hamaha ny kapa amin’ny tongony aho.’+
25 Rehefa nanatontosa ny asa nanendrena azy i Jaona, dia nanao hoe: ‘Ataonareo ho iza moa aho? Tsy izy aho. Fa misy anankiray ho tonga aoriako ary tsy mendrika akory hamaha ny kapa amin’ny tongony aho.’+