Matio 3:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Izaho manao batisa anareo amin’ny rano+ noho ny fibebahanareo.+ Ilay ho avy+ ao aoriako kosa mahery noho izaho, ka tsy mendrika hanala ny kapany akory aza aho.+ Izy no hanao batisa anareo amin’ny fanahy masina+ sy amin’ny afo.+ Lioka 3:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Hoy anefa ny navalin’i Jaona azy rehetra: “Izaho manao batisa anareo amin’ny rano, fa ho avy ilay mahery noho izaho, ary tsy mendrika hamaha ny fehin-kapany akory aza aho.+ Izy no hanao batisa anareo amin’ny fanahy masina sy ny afo.+
11 Izaho manao batisa anareo amin’ny rano+ noho ny fibebahanareo.+ Ilay ho avy+ ao aoriako kosa mahery noho izaho, ka tsy mendrika hanala ny kapany akory aza aho.+ Izy no hanao batisa anareo amin’ny fanahy masina+ sy amin’ny afo.+
16 Hoy anefa ny navalin’i Jaona azy rehetra: “Izaho manao batisa anareo amin’ny rano, fa ho avy ilay mahery noho izaho, ary tsy mendrika hamaha ny fehin-kapany akory aza aho.+ Izy no hanao batisa anareo amin’ny fanahy masina sy ny afo.+