FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 26:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Nandray kaopy+ koa izy, ka rehefa avy nisaotra an’Andriamanitra, dia nomeny azy ireo ilay kaopy, sady hoy izy: “Misotroa amin’ity ianareo rehetra.+

  • Jaona 6:53
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 53 Koa hoy i Jesosy: “Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa raha tsy mihinana ny nofon’ny+ Zanak’olona sy misotro ny rany+ ianareo, dia tsy manana fiainana+ ao anatinareo.

  • 1 Korintianina 10:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Ny kaopin’ny+ fisaorana izay isaorantsika, tsy fandraisan-tsoa amin’ny ran’i Kristy koa ve izany? Ary ny mofo tapahintsika,+ tsy fandraisan-tsoa amin’ny vatan’i Kristy+ koa ve izany?

  • 1 Korintianina 11:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Toy izany koa no nataony ny amin’ny kaopy+ rehefa avy nihinana ny sakafo hariva izy. Ary hoy izy: “Ity kaopy ity no fifanekena vaovao+ miorina amin’ny rako.+ Ataovy hatrany izao ho fahatsiarovana+ ahy, isaky ny misotro amin’izy ity ianareo.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara