Lioka 22:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Toy izany koa no nataony tamin’ny kaopy,+ rehefa avy nihinana ny sakafo hariva izy ireo. Dia hoy izy: “Ity kaopy ity no fifanekena vaovao+ miorina amin’ny rako,+ izay halatsaka ho anareo.+
20 Toy izany koa no nataony tamin’ny kaopy,+ rehefa avy nihinana ny sakafo hariva izy ireo. Dia hoy izy: “Ity kaopy ity no fifanekena vaovao+ miorina amin’ny rako,+ izay halatsaka ho anareo.+