FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jeremia 31:31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 31 “Ho avy ny andro”, hoy i Jehovah, “izay hanaovako fifanekena vaovao+ amin’ny taranak’Israely+ sy ny taranak’i Joda.+

  • Jeremia 32:40
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 40 Hanao fifanekena mandritra ny fotoana tsy voafetra amin’izy ireo aho,+ ka tsy handao azy mba hanasoavako azy.+ Dia hataoko ao am-pony ny fahatahorana ahy mba tsy hialany amiko.+

  • 2 Korintianina 3:6
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Izy tokoa no nahatonga anay ho ampy fahaizana mba ho tonga mpanompon’ny fifanekena vaovao,+ eny, tsy mpanompon’ny fehezan-dalàna an-tsoratra+ fa mpanompon’ny fanahy.+ Fa manameloka+ ho faty ilay fehezan-dalàna an-tsoratra, fa ny fanahy kosa mahavelona.+

  • Hebreo 7:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 dia izany no nahatonga an’i Jesosy ho antoka ny amin’ny fifanekena+ tsara kokoa.

  • Hebreo 8:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Fa tena manome tsiny ny vahoaka izy, rehefa miteny hoe: “‘Ho avy ny andro’, hoy i Jehovah, ‘izay hanaovako fifanekena vaovao amin’ny taranak’Israely sy ny taranak’i Joda.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara