Marka 14:23 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 23 Nandray kaopy koa izy, ka nisaotra an’Andriamanitra. Ary nomeny azy ireo ilay kaopy, ka nisotroan’izy rehetra.+ 1 Korintianina 10:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Ny kaopin’ny+ fisaorana izay isaorantsika, tsy fandraisan-tsoa amin’ny ran’i Kristy koa ve izany? Ary ny mofo tapahintsika,+ tsy fandraisan-tsoa amin’ny vatan’i Kristy+ koa ve izany?
23 Nandray kaopy koa izy, ka nisaotra an’Andriamanitra. Ary nomeny azy ireo ilay kaopy, ka nisotroan’izy rehetra.+
16 Ny kaopin’ny+ fisaorana izay isaorantsika, tsy fandraisan-tsoa amin’ny ran’i Kristy koa ve izany? Ary ny mofo tapahintsika,+ tsy fandraisan-tsoa amin’ny vatan’i Kristy+ koa ve izany?