Matio 26:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 Ary nankeo amin’ny mpianatra izy ka nahita azy ireo natory, dia hoy izy tamin’i Petera: “Tsy afaka niara-niari-tory tamiko adiny iray akory ve ianareo?+ Lioka 22:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Dia nitsangana izy rehefa avy nivavaka, ary nankeny amin’ny mpianany, ka nahita azy ireo efa rendremana noho ny alahelo.+
40 Ary nankeo amin’ny mpianatra izy ka nahita azy ireo natory, dia hoy izy tamin’i Petera: “Tsy afaka niara-niari-tory tamiko adiny iray akory ve ianareo?+
45 Dia nitsangana izy rehefa avy nivavaka, ary nankeny amin’ny mpianany, ka nahita azy ireo efa rendremana noho ny alahelo.+