Matio 26:58 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 58 Fa i Petera kosa nanaraka teny lavidavitra teny, hatrany an-tokotanin’ny+ mpisoronabe. Ary niditra izy, ka nipetraka niaraka tamin’ny mpiasa an-trano mba hahita izay hiafaran’ny raharaha.+ Jaona 18:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Ary nanaraka an’i Jesosy i Simona Petera+ sy ny mpianatra iray fantatry ny mpisoronabe. Dia niditra tao an-tokotanin’ny mpisoronabe niaraka tamin’i Jesosy ilay mpianatra,
58 Fa i Petera kosa nanaraka teny lavidavitra teny, hatrany an-tokotanin’ny+ mpisoronabe. Ary niditra izy, ka nipetraka niaraka tamin’ny mpiasa an-trano mba hahita izay hiafaran’ny raharaha.+
15 Ary nanaraka an’i Jesosy i Simona Petera+ sy ny mpianatra iray fantatry ny mpisoronabe. Dia niditra tao an-tokotanin’ny mpisoronabe niaraka tamin’i Jesosy ilay mpianatra,