Matio 26:58 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 58 Fa i Petera kosa nanaraka teny lavidavitra teny, hatrany an-tokotanin’ny+ mpisoronabe. Ary niditra izy, ka nipetraka niaraka tamin’ny mpiasa an-trano mba hahita izay hiafaran’ny raharaha.+ Marka 14:54 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 54 Fa i Petera kosa nanaraka+ teny lavidavitra teny, hatrany an-tokotanin’ny mpisoronabe. Ary nipetraka niaraka tamin’ny mpiasa an-trano izy ka namindro teo amin’ny afo. Lioka 22:54 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 54 Dia nisambotra azy izy ireo, ka nitondra+ azy ho ao an-tranon’ny mpisoronabe.+ Fa i Petera kosa nanaraka teny lavidavitra teny.+
58 Fa i Petera kosa nanaraka teny lavidavitra teny, hatrany an-tokotanin’ny+ mpisoronabe. Ary niditra izy, ka nipetraka niaraka tamin’ny mpiasa an-trano mba hahita izay hiafaran’ny raharaha.+
54 Fa i Petera kosa nanaraka+ teny lavidavitra teny, hatrany an-tokotanin’ny mpisoronabe. Ary nipetraka niaraka tamin’ny mpiasa an-trano izy ka namindro teo amin’ny afo.
54 Dia nisambotra azy izy ireo, ka nitondra+ azy ho ao an-tranon’ny mpisoronabe.+ Fa i Petera kosa nanaraka teny lavidavitra teny.+