FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 26:58
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 58 Fa i Petera kosa nanaraka teny lavidavitra teny, hatrany an-tokotanin’ny+ mpisoronabe. Ary niditra izy, ka nipetraka niaraka tamin’ny mpiasa an-trano mba hahita izay hiafaran’ny raharaha.+

  • Marka 14:54
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 54 Fa i Petera kosa nanaraka+ teny lavidavitra teny, hatrany an-tokotanin’ny mpisoronabe. Ary nipetraka niaraka tamin’ny mpiasa an-trano izy ka namindro teo amin’ny afo.

  • Jaona 18:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Ary nanaraka an’i Jesosy i Simona Petera+ sy ny mpianatra iray fantatry ny mpisoronabe. Dia niditra tao an-tokotanin’ny mpisoronabe niaraka tamin’i Jesosy ilay mpianatra,

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara