FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 26:61
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 61 ka niteny hoe: “Nilaza io lehilahy io hoe: ‘Vitako ny mandrodana ny tempolin’Andriamanitra sy ny manangana azy ao anatin’ny telo andro.’”+

  • Marka 15:29
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 29 Koa nanevateva+ azy izay nandalo, sady nihivingivin-doha no niteny hoe: “Tsara ho anao izao ry ilay te handrodana ny tempoly sy hanorina azy ao anatin’ny telo andro!+

  • Jaona 2:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Dia namaly i Jesosy hoe: “Ravao ity tempoly ity,+ fa hatsangako izy ao anatin’ny telo andro.”

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara