FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Ohabolana 27:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Lozabe ny fahavinirana, ary toy ny tondra-drano ny fahatezerana,+ fa iza kosa no mahatanty ny fahasarotam-piaro?*+

  • Matio 21:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Nony nahita ny zanany anefa ireo mpamboly, dia nifampiresaka hoe: ‘Iny ny mpandova.+ Andao hovonointsika izy hahazoantsika ny lovany!’+

  • Asan’ny Apostoly 13:45
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 45 Rehefa hitan’ny Jiosy ny vahoaka, dia velom-pialonana+ izy ireo, ka notoheriny sy notevatevainy ny zavatra nolazain’i Paoly.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara