14 Ary nanatona azy ny mpianatr’i Jaona ka nanontany hoe: “Nahoana izahay sy ny Fariseo no mifady hanina matetika, fa ny mpianatrao kosa tsy mba mifady?”+
33 Hoy ireo: “Nifady hanina matetika ny mpianatr’i Jaona sady nitalaho tamim-bavaka. Nanao toy izany koa ny mpianatry ny Fariseo, fa ny anao kosa mihinana sy misotro.”+