FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 2:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Nifady hanina matetika ny mpianatr’i Jaona sy ny Fariseo. Koa nanatona ireo ka niteny taminy hoe: “Nahoana izahay mpianatr’i Jaona sy ny mpianatry ny Fariseo no mifady hanina matetika, fa ny mpianatrao kosa tsy mba mifady?”+

  • Lioka 5:33
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 33 Hoy ireo: “Nifady hanina matetika ny mpianatr’i Jaona sady nitalaho tamim-bavaka. Nanao toy izany koa ny mpianatry ny Fariseo, fa ny anao kosa mihinana sy misotro.”+

  • Lioka 18:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Mifady hanina indroa isan-kerinandro aho, ary manome ny ampahafolon’ny zava-drehetra azoko.’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara