Matio 12:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Raha mba azonareo mantsy ny hevitry ny hoe: ‘Famindram-po+ no sitrako fa tsy sorona’,+ dia tsy ho nomelohinareo izay tsy meloka. Kolosianina 2:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Koa aoka tsy hisy hitsara+ anareo ny amin’ny fihinanana sy ny fisotroana,+ na ny andro fety+ na ny fankalazana tsinam-bolana,+ na ny fitandremana sabata.+
7 Raha mba azonareo mantsy ny hevitry ny hoe: ‘Famindram-po+ no sitrako fa tsy sorona’,+ dia tsy ho nomelohinareo izay tsy meloka.
16 Koa aoka tsy hisy hitsara+ anareo ny amin’ny fihinanana sy ny fisotroana,+ na ny andro fety+ na ny fankalazana tsinam-bolana,+ na ny fitandremana sabata.+