Matio 12:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Fa raha amin’ny alalan’ny fanahin’Andriamanitra kosa no amoahako demonia, dia efa eo aminareo tokoa ny fanjakan’Andriamanitra nefa tsy fantatrareo.+ Matio 21:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 “Lazao amin’i Ziona zanakavavy hoe: ‘Iny avy iny ny Mpanjakanao.+ Malemy fanahy+ izy, ary mitaingina ampondra, eny, zanak’ampondra, dia zanaky ny biby mpitondra entana.’”+
28 Fa raha amin’ny alalan’ny fanahin’Andriamanitra kosa no amoahako demonia, dia efa eo aminareo tokoa ny fanjakan’Andriamanitra nefa tsy fantatrareo.+
5 “Lazao amin’i Ziona zanakavavy hoe: ‘Iny avy iny ny Mpanjakanao.+ Malemy fanahy+ izy, ary mitaingina ampondra, eny, zanak’ampondra, dia zanaky ny biby mpitondra entana.’”+