Marka 10:49 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 49 Koa nijanona i Jesosy dia niteny hoe: “Antsoy izy.” Ary nantsoin’ny olona ilay jamba, ka nilazany hoe: “Mahereza, mitsangàna, fa miantso anao izy.”+
49 Koa nijanona i Jesosy dia niteny hoe: “Antsoy izy.” Ary nantsoin’ny olona ilay jamba, ka nilazany hoe: “Mahereza, mitsangàna, fa miantso anao izy.”+