Matio 21:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Tezitra ny lehiben’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna rehefa nahita ny zava-mahagaga nataony+ sy nahita ny ankizilahy niantsoantso tao amin’ny tempoly hoe: “Mba vonjeo re+ ny Zanak’i Davida e!”+ Jaona 12:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Koa nifampiresaka ny Fariseo+ hoe: “Hitanareo izao fa tsy misy na inona na inona vitanareo mihitsy. Jereo fa lasa manaraka azy izao tontolo izao!”+
15 Tezitra ny lehiben’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna rehefa nahita ny zava-mahagaga nataony+ sy nahita ny ankizilahy niantsoantso tao amin’ny tempoly hoe: “Mba vonjeo re+ ny Zanak’i Davida e!”+
19 Koa nifampiresaka ny Fariseo+ hoe: “Hitanareo izao fa tsy misy na inona na inona vitanareo mihitsy. Jereo fa lasa manaraka azy izao tontolo izao!”+