Salamo 119:136 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 136 Mikoriana toy ny renirano ny ranomasoko,+Noho ireo olona tsy mitandrina ny lalànao.+ Jeremia 9:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Raha mba rano mantsy ny lohako, ary loharanon-dranomaso ny masoko,+ dia hitomany andro aman’alina aho noho ireo voavono amin’ny oloko zanakavavy.+ Lioka 23:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Fa nitodika tany amin’izy ireo i Jesosy, ka nanao hoe: “Aza mitomany ahy intsony, ry zanakavavin’i Jerosalema, fa ny tenanareo sy ny zanakareo itomaniana.+ Jaona 11:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Ary nirotsaka ny ranomason’i Jesosy.+
9 Raha mba rano mantsy ny lohako, ary loharanon-dranomaso ny masoko,+ dia hitomany andro aman’alina aho noho ireo voavono amin’ny oloko zanakavavy.+
28 Fa nitodika tany amin’izy ireo i Jesosy, ka nanao hoe: “Aza mitomany ahy intsony, ry zanakavavin’i Jerosalema, fa ny tenanareo sy ny zanakareo itomaniana.+