Lioka 19:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Ary nahatazana an’ilay tanàna izy rehefa nanakaiky, ka nitomany mafy azy,+ Romanina 12:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Miaraha mifaly amin’izay mifaly,+ ary miaraha mitomany amin’izay mitomany. Hebreo 4:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa tsy mba mpisoronabe tsy mahay mangoraka+ antsika amin’ny fahalementsika no ananantsika, fa izay efa notsapaina tamin’ny lafiny rehetra toa antsika koa, nefa tsy nanota.+
15 Fa tsy mba mpisoronabe tsy mahay mangoraka+ antsika amin’ny fahalementsika no ananantsika, fa izay efa notsapaina tamin’ny lafiny rehetra toa antsika koa, nefa tsy nanota.+