FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 6:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ataovy donto ny fon’ity vahoaka ity,+ ataovy lalodalovana ny sofiny,+ ary ataovy miraikitra ny masony, mba tsy hahitan’ny masony, na handrenesan’ny sofiny, na hahalalan’ny fony, na hiverenany ka hahazoany fanasitranana.”+

  • Matio 13:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Koa tanteraka aminy ny faminanian’i Isaia hoe: ‘Hihaino ianareo ka handre nefa tsy hahazo ny hevitr’izany mihitsy, ary hijery ianareo nefa tsy hahita mihitsy.+

  • Marka 4:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 mba hijery izy fa tsy hahita, ary mba handre fa tsy hahazo ny hevitr’izany, ka tsy hiverina dia tsy hahazo famelan-keloka.”+

  • Asan’ny Apostoly 28:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 hoe: ‘Mandehana any amin’ity firenena ity ka lazao hoe: “Hihaino ianareo ka handre nefa tsy hahazo ny hevitr’izany mihitsy, ary hijery ianareo nefa tsy hahita mihitsy.+

  • Romanina 11:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 araka ny voasoratra hoe: “Efa nataon’Andriamanitra renoky ny torimaso lalina izy ireo,+ ary nomeny maso mba tsy hahitany sy sofina mba tsy handrenesany, mandraka androany.”+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara