Deoteronomia 29:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Mandraka androany anefa dia tsy nomen’i Jehovah fo mba hahalalanareo ianareo, na maso mba hahitanareo, na sofina mba handrenesanareo.+ Isaia 6:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 Ary hoy izy: “Mandehana ka lazao amin’ity firenena ity hoe: ‘Handre foana ianareo, nefa tsy hahazo ny hevitr’izany, ary hijery foana ianareo, nefa tsy hahazo fahalalana mihitsy.’+ Jeremia 5:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 “Henoy izao, ry vahoaka maditra sy tsy ampy saina,+ izay mana-maso nefa tsy mahita,+ ary manan-tsofina nefa tsy mandre.+ Matio 13:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Koa tanteraka aminy ny faminanian’i Isaia hoe: ‘Hihaino ianareo ka handre nefa tsy hahazo ny hevitr’izany mihitsy, ary hijery ianareo nefa tsy hahita mihitsy.+ Jaona 12:40 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 40 “Nanajamba ny mason’ireo izy sady nanamafy ny fon’ireo,+ mba tsy hahitan’ny masony sy tsy hahatakaran’ny fony, ary mba tsy hiverenany ka hanasitranako azy.”+ Asan’ny Apostoly 28:26 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 26 hoe: ‘Mandehana any amin’ity firenena ity ka lazao hoe: “Hihaino ianareo ka handre nefa tsy hahazo ny hevitr’izany mihitsy, ary hijery ianareo nefa tsy hahita mihitsy.+
4 Mandraka androany anefa dia tsy nomen’i Jehovah fo mba hahalalanareo ianareo, na maso mba hahitanareo, na sofina mba handrenesanareo.+
9 Ary hoy izy: “Mandehana ka lazao amin’ity firenena ity hoe: ‘Handre foana ianareo, nefa tsy hahazo ny hevitr’izany, ary hijery foana ianareo, nefa tsy hahazo fahalalana mihitsy.’+
21 “Henoy izao, ry vahoaka maditra sy tsy ampy saina,+ izay mana-maso nefa tsy mahita,+ ary manan-tsofina nefa tsy mandre.+
14 Koa tanteraka aminy ny faminanian’i Isaia hoe: ‘Hihaino ianareo ka handre nefa tsy hahazo ny hevitr’izany mihitsy, ary hijery ianareo nefa tsy hahita mihitsy.+
40 “Nanajamba ny mason’ireo izy sady nanamafy ny fon’ireo,+ mba tsy hahitan’ny masony sy tsy hahatakaran’ny fony, ary mba tsy hiverenany ka hanasitranako azy.”+
26 hoe: ‘Mandehana any amin’ity firenena ity ka lazao hoe: “Hihaino ianareo ka handre nefa tsy hahazo ny hevitr’izany mihitsy, ary hijery ianareo nefa tsy hahita mihitsy.+