FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 6:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ataovy donto ny fon’ity vahoaka ity,+ ataovy lalodalovana ny sofiny,+ ary ataovy miraikitra ny masony, mba tsy hahitan’ny masony, na handrenesan’ny sofiny, na hahalalan’ny fony, na hiverenany ka hahazoany fanasitranana.”+

  • Matio 13:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Koa tanteraka aminy ny faminanian’i Isaia hoe: ‘Hihaino ianareo ka handre nefa tsy hahazo ny hevitr’izany mihitsy, ary hijery ianareo nefa tsy hahita mihitsy.+

  • Marka 4:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 mba hijery izy fa tsy hahita, ary mba handre fa tsy hahazo ny hevitr’izany, ka tsy hiverina dia tsy hahazo famelan-keloka.”+

  • Asan’ny Apostoly 28:27
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 27 Fa efa nanjary donto ny fon’ity vahoaka ity, ary efa nandre ny sofiny fa tsy rototra izy, ary efa nakimpiny ny masony, sao hahita ny masony sy handre ny sofiny ary hahazo ny hevitr’izany ny fony, dia hiverina izy ka hositraniko.”’+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara