Genesisy 12:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary hitahy izay mitso-drano anao aho, fa hanozona kosa an’izay miantso loza ho anao.+ Ary ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany dia hanao izay hahazoany fitahiana amin’ny alalanao.”+ Asan’ny Apostoly 13:48 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 48 Faly ny hafa firenena rehefa nandre izany, ka nanome voninahitra ny tenin’i Jehovah.+ Ary izay nanana toe-po tsara mba hahazoana fiainana mandrakizay dia tonga mpino.+
3 Ary hitahy izay mitso-drano anao aho, fa hanozona kosa an’izay miantso loza ho anao.+ Ary ny firenena rehetra eny ambonin’ny tany dia hanao izay hahazoany fitahiana amin’ny alalanao.”+
48 Faly ny hafa firenena rehefa nandre izany, ka nanome voninahitra ny tenin’i Jehovah.+ Ary izay nanana toe-po tsara mba hahazoana fiainana mandrakizay dia tonga mpino.+