Matio 22:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 30 Fa rehefa hitsangana ny maty, dia tsy hampaka-bady izy na havoaka hampakarina,+ fa ho tahaka ny anjely any an-danitra. Marka 12:25 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 25 Fa rehefa hitsangana ny maty, dia tsy hampaka-bady izy na havoaka hampakarina, fa ho tahaka ny anjely any an-danitra.+ Jaona 5:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 dia hivoaka izy ireo. Koa izay nanao ny tsara dia hatsangana ho amin’ny fiainana,+ fa izay zatra nanao ratsy kosa hatsangana ho amin’ny fanamelohana.+
30 Fa rehefa hitsangana ny maty, dia tsy hampaka-bady izy na havoaka hampakarina,+ fa ho tahaka ny anjely any an-danitra.
25 Fa rehefa hitsangana ny maty, dia tsy hampaka-bady izy na havoaka hampakarina, fa ho tahaka ny anjely any an-danitra.+
29 dia hivoaka izy ireo. Koa izay nanao ny tsara dia hatsangana ho amin’ny fiainana,+ fa izay zatra nanao ratsy kosa hatsangana ho amin’ny fanamelohana.+