Eksodosy 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Ary ilay anjelin’i Jehovah dia niseho taminy tao anaty lelafo, teo afovoan’ny voaroy naniry.+ Koa raha mbola nijery i Mosesy, dia io fa nirehitra ilay voaroy nefa tsy nety levona.
2 Ary ilay anjelin’i Jehovah dia niseho taminy tao anaty lelafo, teo afovoan’ny voaroy naniry.+ Koa raha mbola nijery i Mosesy, dia io fa nirehitra ilay voaroy nefa tsy nety levona.