Matio 22:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 “Ahoana ny hevitrareo momba an’i Kristy? Zanak’iza moa izy?” Dia hoy ireo taminy: “Zanak’i Davida.”+ Marka 12:35 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 35 Raha mbola nampianatra tao amin’ny tempoly anefa i Jesosy, dia niteny hoe: “Nahoana no lazain’ny mpanora-dalàna fa zanak’i Davida i Kristy?+
42 “Ahoana ny hevitrareo momba an’i Kristy? Zanak’iza moa izy?” Dia hoy ireo taminy: “Zanak’i Davida.”+
35 Raha mbola nampianatra tao amin’ny tempoly anefa i Jesosy, dia niteny hoe: “Nahoana no lazain’ny mpanora-dalàna fa zanak’i Davida i Kristy?+