Matio 22:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 “Ahoana ny hevitrareo momba an’i Kristy? Zanak’iza moa izy?” Dia hoy ireo taminy: “Zanak’i Davida.”+ Lioka 20:41 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Fa hoy kosa izy tamin’ireo: “Nahoana no lazaina fa zanak’i Davida i Kristy?+ Jaona 7:42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 42 Fa angaha moa ny Soratra Masina tsy nilaza an’i Kristy ho avy amin’ny taranak’i Davida,+ avy any Betlehema,+ tanàna kely nonenan’i Davida?”+
42 “Ahoana ny hevitrareo momba an’i Kristy? Zanak’iza moa izy?” Dia hoy ireo taminy: “Zanak’i Davida.”+
42 Fa angaha moa ny Soratra Masina tsy nilaza an’i Kristy ho avy amin’ny taranak’i Davida,+ avy any Betlehema,+ tanàna kely nonenan’i Davida?”+