FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 12:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 “‘Ary hohanin’izy ireo amin’io alina io ny henany.+ Hatsatsika amin’ny afo ilay izy, ary tokony hohaniny miaraka amin’ny mofo tsy misy lalivay,+ mbamin’ny anana mangidy.+

  • Eksodosy 12:20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 20 Tsy hihinana zavatra misy lalivay mihitsy ianareo. Mofo tsy misy lalivay no hohaninareo any amin’izay rehetra misy anareo.’”

  • Deoteronomia 16:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Aza mihinana zavatra misy lalivay miaraka amin’izany, mandritra ny fito andro.+ Mofo tsy misy lalivay, mofom-pahoriana, no hohaninao miaraka aminy, satria maika be no nivoahanao avy tany Ejipta.+ Amin’izay dia hotsaroanao mandritra ny androm-piainanao ny andro nivoahanao avy tany Ejipta.+

  • 1 Korintianina 10:17
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 17 Koa satria tsy misy afa-tsy mofo iray monja, dia vatana iray+ isika, na maro aza,+ fa samy mihinana amin’izany mofo+ iray izany isika rehetra.

  • 1 Korintianina 11:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Efa noraisiko tamin’ny Tompo ilay natolotro anareo koa: Fa tamin’iny alina+ hamadihana azy iny, dia nandray mofo i Jesosy Tompo.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara