Matio 26:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary hoy izy teo am-pihinanana: “Lazaiko aminareo marina tokoa fa hamadika ahy ny iray aminareo.”+ Jaona 13:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ory dia ory izy rehefa avy nilaza izany, ka izao no nambarany: “Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa hamadika ahy ny iray aminareo.”+
21 Ory dia ory izy rehefa avy nilaza izany, ka izao no nambarany: “Lazaiko aminareo marina dia marina tokoa fa hamadika ahy ny iray aminareo.”+