FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 26:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Ary hoy izy teo am-pihinanana: “Lazaiko aminareo marina tokoa fa hamadika ahy ny iray aminareo.”+

  • Marka 14:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Rehefa nandry ilika nisakafo izy ireo, dia hoy i Jesosy: “Lazaiko aminareo marina tokoa fa hamadika ahy+ ny iray aminareo, dia izay miara-mihinana+ amiko.”

  • Lioka 22:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 “Efa eto amiko, eto an-databatra, ny tanan’ilay hamadika+ ahy.+

  • Jaona 6:70
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 70 Hoy i Jesosy tamin’izy ireo: “Nifidy anareo roa ambin’ny folo lahy tokoa aho,+ nefa ny anankiray aminareo dia mpanendrikendrika.”+

  • Asan’ny Apostoly 1:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 “Ry rahalahy, tsy maintsy tanteraka ny teny ao amin’ny Soratra Masina,+ izay nolazain’ny fanahy masina+ mialoha tamin’ny alalan’i Davida momba an’i Jodasy,+ ilay nanjary mpitarika ny olona nisambotra an’i Jesosy.+

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara