Matio 26:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Nalahelo be izy ireo noho izany, ka samy nanomboka nanontany azy hoe: “Izaho ve izany, Tompo ô?”+ Marka 14:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Ary nanomboka nalahelo ireo ka samy nilaza taminy hoe: “Izaho ve izany?”+ Jaona 13:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Dia nifampijery ny mpianatra, ka very hevitra nieritreritra hoe iza no nolazainy.+