Matio 20:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Fa toy izany koa ny Zanak’olona: Tsy tonga mba hotompoina izy fa mba hanompo,+ ka hanome ny ainy ho vidim-panavotana ho takalon’ny maro.”+ Jaona 13:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Koa raha mbola teo am-pisakafoana izy ireo, dia nitsangana izy, ka nametraka ny akanjony ivelany. Dia naka servieta izy, ka nafatony teo amin’ny andilany.+ Filipianina 2:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Tsia, fa nafoiny kosa ny zava-drehetra ary naka ny endriky ny mpanompo+ izy, ka nanjary nitovy tamin’ny olombelona.+
28 Fa toy izany koa ny Zanak’olona: Tsy tonga mba hotompoina izy fa mba hanompo,+ ka hanome ny ainy ho vidim-panavotana ho takalon’ny maro.”+
4 Koa raha mbola teo am-pisakafoana izy ireo, dia nitsangana izy, ka nametraka ny akanjony ivelany. Dia naka servieta izy, ka nafatony teo amin’ny andilany.+
7 Tsia, fa nafoiny kosa ny zava-drehetra ary naka ny endriky ny mpanompo+ izy, ka nanjary nitovy tamin’ny olombelona.+