Romanina 8:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 17 Raha zanaka àry isika, dia mpandova koa: Eny tokoa, mpandova an’Andriamanitra, fa mpiara-mandova+ amin’i Kristy kosa, raha miara-mijaly+ aminy isika mba homem-boninahitra miaraka aminy koa.+ Hebreo 4:15 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 15 Fa tsy mba mpisoronabe tsy mahay mangoraka+ antsika amin’ny fahalementsika no ananantsika, fa izay efa notsapaina tamin’ny lafiny rehetra toa antsika koa, nefa tsy nanota.+
17 Raha zanaka àry isika, dia mpandova koa: Eny tokoa, mpandova an’Andriamanitra, fa mpiara-mandova+ amin’i Kristy kosa, raha miara-mijaly+ aminy isika mba homem-boninahitra miaraka aminy koa.+
15 Fa tsy mba mpisoronabe tsy mahay mangoraka+ antsika amin’ny fahalementsika no ananantsika, fa izay efa notsapaina tamin’ny lafiny rehetra toa antsika koa, nefa tsy nanota.+