Matio 26:74 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 74 Ary nanomboka niozona sy nianiana izy hoe: “Tena tsy fantatro mihitsy izany lehilahy izany!” Ary teo no ho eo dia nisy akoho naneno.+ Marka 14:71 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 71 Nanomboka niozona sy nianiana anefa izy hoe:+ “Tena tsy fantatro mihitsy izany lehilahy resahinareo izany.”+ Jaona 18:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Nanda indray anefa i Petera, ary avy hatrany dia nisy akoho naneno.+
74 Ary nanomboka niozona sy nianiana izy hoe: “Tena tsy fantatro mihitsy izany lehilahy izany!” Ary teo no ho eo dia nisy akoho naneno.+
71 Nanomboka niozona sy nianiana anefa izy hoe:+ “Tena tsy fantatro mihitsy izany lehilahy resahinareo izany.”+