72 Ary teo no ho eo dia nisy akoho naneno fanindroany.+ Ary tsaroan’i Petera izay nolazain’i Jesosy taminy hoe: “Raha mbola tsy maneno indroa ny akoho, dia handa ahy intelo ianao.”+ Koa difotry ny alahelo izy ka nanomboka nitomany.+
38 Hoy ny navalin’i Jesosy: “Hahafoy ny ainao* noho ny amiko ve ianao? Lazaiko aminao marina dia marina tokoa fa mbola tsy maneno akory ny akoho dia efa handa ahy intelo ianao.”+