Matio 27:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Ary nijoro teo anatrehan’ny governora i Jesosy, ka nanontaniany hoe: “Ianao ve no mpanjakan’ny Jiosy?”+ Dia hoy ny navalin’i Jesosy: “Voalazanao.”+ 1 Timoty 6:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Eo anatrehan’Andriamanitra izay mahatonga ny zava-drehetra ho mbola velona, sy eo anatrehan’i Kristy Jesosy, izay vavolombelona+ nanao fanambarana ampahibemaso tsara+ teo anatrehan’i Pontio Pilato,+ no andidiako+ anao
11 Ary nijoro teo anatrehan’ny governora i Jesosy, ka nanontaniany hoe: “Ianao ve no mpanjakan’ny Jiosy?”+ Dia hoy ny navalin’i Jesosy: “Voalazanao.”+
13 Eo anatrehan’Andriamanitra izay mahatonga ny zava-drehetra ho mbola velona, sy eo anatrehan’i Kristy Jesosy, izay vavolombelona+ nanao fanambarana ampahibemaso tsara+ teo anatrehan’i Pontio Pilato,+ no andidiako+ anao