Isaia 53:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Natao tsinontsinona sy nihatakatahan’ny olona izy,+ ary lehilahy nahalala fanaintainana sady nahafantatra tsara ny atao hoe aretina.+ Nihodina izahay mba tsy hijery ny endriny.+ Natao tsinontsinona izy, ary nohamavoinay.+ Lioka 9:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Ary hoy koa izy: “Tsy maintsy hijaly mafy ny Zanak’olona sady holavin’ny anti-panahy sy ny lehiben’ny mpisorona ary ny mpanora-dalàna, ka hovonoina ho faty+ ary hatsangana amin’ny andro fahatelo.”+
3 Natao tsinontsinona sy nihatakatahan’ny olona izy,+ ary lehilahy nahalala fanaintainana sady nahafantatra tsara ny atao hoe aretina.+ Nihodina izahay mba tsy hijery ny endriny.+ Natao tsinontsinona izy, ary nohamavoinay.+
22 Ary hoy koa izy: “Tsy maintsy hijaly mafy ny Zanak’olona sady holavin’ny anti-panahy sy ny lehiben’ny mpisorona ary ny mpanora-dalàna, ka hovonoina ho faty+ ary hatsangana amin’ny andro fahatelo.”+