Amosa 8:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 9 “‘Koa amin’izany andro izany’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, ‘dia hataoko milentika amin’ny mitataovovonana ny masoandro,+ ary hataoko maizina ny tany amin’ny andro mazava be. Matio 27:45 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 45 Ary nisy haizina+ nanarona an’ilay faritra manontolo, nanomboka tamin’ny ora fahenina* ka hatramin’ny ora fahasivy.+ Marka 15:33 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 33 Ary nisy haizina nanarona an’ilay faritra manontolo nanomboka tamin’ny ora fahenina* ka hatramin’ny ora fahasivy.+
9 “‘Koa amin’izany andro izany’, hoy i Jehovah Tompo Fara Tampony, ‘dia hataoko milentika amin’ny mitataovovonana ny masoandro,+ ary hataoko maizina ny tany amin’ny andro mazava be.
45 Ary nisy haizina+ nanarona an’ilay faritra manontolo, nanomboka tamin’ny ora fahenina* ka hatramin’ny ora fahasivy.+
33 Ary nisy haizina nanarona an’ilay faritra manontolo nanomboka tamin’ny ora fahenina* ka hatramin’ny ora fahasivy.+