Salamo 38:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Mihatakataka amiko ny namako sy ireo tia ahy, noho ny loza manjo ahy.+Ary mijanona eny lavitra eny ireo namako akaiky.+ Salamo 88:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Nampanalavirinao ahy ny namako,+Ary nataonao tena naharikoriko azy aho.+Voageja aho ka tsy tafavoaka.+
11 Mihatakataka amiko ny namako sy ireo tia ahy, noho ny loza manjo ahy.+Ary mijanona eny lavitra eny ireo namako akaiky.+
8 Nampanalavirinao ahy ny namako,+Ary nataonao tena naharikoriko azy aho.+Voageja aho ka tsy tafavoaka.+