Matio 26:55 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 55 Tamin’izay ora izay, dia hoy i Jesosy tamin’ny vahoaka: “Mivoaka mitondra sabatra sy kibay toy ny hisambotra mpangalatra ve ianareo?+ Nipetraka nampianatra tao amin’ny tempoly+ isan’andro aho, nefa tsy nosamborinareo.
55 Tamin’izay ora izay, dia hoy i Jesosy tamin’ny vahoaka: “Mivoaka mitondra sabatra sy kibay toy ny hisambotra mpangalatra ve ianareo?+ Nipetraka nampianatra tao amin’ny tempoly+ isan’andro aho, nefa tsy nosamborinareo.