Salamo 26:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Jehovah ô, tiako ny trano fonenanao,+Sy ilay toerana misy ny voninahitrao.+ Salamo 27:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Zavatra iray monja no angatahiko amin’i Jehovah,+Eny, izay ihany no hotadiaviko,+Dia ny honina ao an-tranon’i Jehovah mandritra ny androm-piainako.+Amin’izay aho dia hahita ny hatsaran’i Jehovah+Sy ho finaritra hijery ny tempoliny.+ Ohabolana 20:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Na ny zaza aza dia mampiseho amin’ny ataony raha madio sy mahitsy ny fanaony.+ Jaona 2:16 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 16 Dia hoy izy tamin’ireo nivarotra voromailala: “Ento mivoaka any ireo! Aza atao trano fivarotana+ intsony ny tranon’ny+ Raiko!”
4 Zavatra iray monja no angatahiko amin’i Jehovah,+Eny, izay ihany no hotadiaviko,+Dia ny honina ao an-tranon’i Jehovah mandritra ny androm-piainako.+Amin’izay aho dia hahita ny hatsaran’i Jehovah+Sy ho finaritra hijery ny tempoliny.+
16 Dia hoy izy tamin’ireo nivarotra voromailala: “Ento mivoaka any ireo! Aza atao trano fivarotana+ intsony ny tranon’ny+ Raiko!”