Genesisy 37:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Koa nialona azy ny rahalahiny,+ fa ny rainy kosa nitadidy izany teny izany.+ Daniela 7:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 “Mifarana eto ilay fitantarana. Dia nampahatahotra be ahy ny eritreritro, ka nivaloarika aho. Noraketiko tao am-poko+ anefa izay hitako sy reko.” Lioka 2:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 fa i Maria kosa nitadidy izany teny rehetra izany, ka nandinika lalina an’izany tao am-pony.+
28 “Mifarana eto ilay fitantarana. Dia nampahatahotra be ahy ny eritreritro, ka nivaloarika aho. Noraketiko tao am-poko+ anefa izay hitako sy reko.”