FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Genesisy 37:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Koa nialona azy ny rahalahiny,+ fa ny rainy kosa nitadidy izany teny izany.+

  • Lioka 1:66
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 66 Ary izay rehetra nandre dia nandatsaka izany tao am-pony+ ka nilaza hoe: “Ho zaza hanao ahoana loatra re io e?” Fa nomba azy tokoa ny tanan’i+ Jehovah.

  • Lioka 2:51
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 51 Ary niara-nidina tamin’izy ireo nankany Nazareta izy, ka nankatò+ azy ireo foana. Dia nitahiry tsara izany teny rehetra izany tao am-pony+ ny reniny.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara