Matio 13:57 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 57 Koa tafintohina noho ny aminy* izy ireo.+ Hoy anefa i Jesosy tamin’ireo: “Ao amin’ny faritra niaviany sy ao an-tranony ihany ny mpaminany no tsy mba hajaina.”+ Marka 6:4 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 4 Hoy anefa i Jesosy tamin’ireo: “Ao amin’ny faritra niaviany+ sy eo amin’ny havany ary ao an-tranony ihany ny mpaminany no tsy mba hajaina.”+ Jaona 4:44 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 44 Izy mihitsy anefa no nanambara fa tsy hajaina ny mpaminany raha ao amin’ny taniny.+
57 Koa tafintohina noho ny aminy* izy ireo.+ Hoy anefa i Jesosy tamin’ireo: “Ao amin’ny faritra niaviany sy ao an-tranony ihany ny mpaminany no tsy mba hajaina.”+
4 Hoy anefa i Jesosy tamin’ireo: “Ao amin’ny faritra niaviany+ sy eo amin’ny havany ary ao an-tranony ihany ny mpaminany no tsy mba hajaina.”+