FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 2:23
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 23 Ary tonga tao amin’ny tanàna nantsoina hoe Nazareta+ izy, ka nanorim-ponenana tao, mba ho tanteraka izay nolazaina tamin’ny alalan’ny mpaminany hoe: “Hantsoina hoe Nazareanina+ izy.”

  • Lioka 18:37
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 37 Ary hoy ny olona: “Jesosy avy any Nazareta no mandalo!”+

  • Jaona 19:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Nisy soratra nataon’i Pilato ka napetany teo amin’ilay hazo fijaliana. Izao no voasoratra: “Jesosy avy any Nazareta, Mpanjakan’ny Jiosy.”+

  • Asan’ny Apostoly 2:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 22 “Ry Israelita, henoy izao teny izao: I Jesosy avy any Nazareta+ no lehilahy nasehon’Andriamanitra an-karihary taminareo tamin’ny fahagagana+ sy fambara ary famantarana. Tamin’ny alalany no nanaovan’Andriamanitra izany teo aminareo,+ ary fantatrareo tsara izany.

Fitehirizam-boky Malagasy (1965-2026)
Hiala
Hiditra
  • Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara